Teny iditra rain-jaza
Singan-teny rain' (ray) ; zaza
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza a) ny lehilahy manao hasoavana ny zazalahy iray (ka nanangana azy mihitsy tamin' ny andro taloha); b) ny rain' ny zazavavy ampakarina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (rainjaza) The person who acts as the father in the ceremonies of circumcision; applied to the parent who carries the child during circumcision ceremonies; also one who gives a child away in marriage. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/11