Teny iditra rahavavy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vehivavy iray reny sy iray ray amin' ny vehivavy hafa: Tia ny rahavaviny Rasoa. Ny vehivavy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny vehivavy hafa koa dia atao hoe rahavavy, toy izany koa ny vehivavy manambady olona mirahalahy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahavavy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A sister of a woman; lit. when feminine. Comp. anabavy. [1.2]
 A woman has rahavavy and an anadahy [1.26]
 The sister of a woman; cf. anabavy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Soeur d'une soeur [1.54]
 La soeur d'une femme; cf. anabavy [1.8]
Ohatra Ary nony maty ny rahavavy ny, Ravololondreninitrimo, dia nalevina ao Ambohimiakoja. [2.48]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Mpanahaka  anabavy ~ anadahy ~ rahalahy

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/13