Teny iditra polipitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [angl. pulpit] Toerana avoavo ao am-piangonana ijoroan' ny mpitory teny [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: pulpit.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31