Teny iditra poliomielita
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ polimielita ] Aretina avy amin' ny virosy iray izay mamely ny sala mpampihetsika eo amin' ny tendron' ny tsokan-damosina ka mety hahatonga fahalemen-drantsambatana, indrindra ny rantsambatana ambany; lefakozatra [1.1]
 [ pôliômelita ] Lefakozatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Poliomiélite [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra lefakozatra
Ny fihaviany Frantsay: poliomyélite.

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/19