Teny iditra po-tany
Singan-teny poka ; tany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Loza lehibe toy ny areti-mifindra mahazo ny mponina rehetra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Littéralement qui frappe la terre; calamité publique, maladie épidémique [1.3]
 Une calamité publique, c' est un malheur qui frappe la terre [2.415]
 Maladie épidémique [1.54]
Voambolana 

Teny iditra -potany
Sokajin-teny endritenin' ny hoe fotaka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/05