Teny iditra petakilasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra mafana apetapetaka amin' ny faritra marary amin' ny tena mba hampahalemilemy na handevona ny mivonto [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra katapilasy
Ny fihaviany Frantsay: cataplasme.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31