Teny iditra | otrikanina | |
Singan-teny | otrika ; hanina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Raha organika ilain'ny taova [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Vitamine [1.13] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Tovy hevitra | vitamina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03 |