Teny iditra olitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kankana kely fahita amin' ny hena, nofo efa simba na lo: Feno olitra io hena io fa ario [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A grub, a small worm. [Malay Ulat.] Comp. kankana. [1.2]
 A worm [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ver [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra olitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Areti-nify mandoaka maharary aoka izany, izay noheverin' ny ntaolo fa avy amin' ny fisiana kankana bitika kely mandoaka ny nify: Mararin' ny olitra izy ka tsy nianatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Toothache, which is supposed to be occasioned by a small worm in the tooth [1.2]
 Toothache [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mal aux dent (litéralement ver) [1.54]
 Mal aux dents [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08