Teny iditra ngorongosy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretina vokatry ny tsy fandehanan' ny ranonafero amin' ny falehany fa mihanaka eran' ny tena, ka manjary vonivony ny hoditra ary mangidihidy, vonivony ny maso ka pahimpahina ary vonivony hatramin' ny fivalanandrano, nefany fivalanana kosa fotsifotsy vasobasoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Jaundice [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay [ ngorongory ] La jaunisse [1.3]
 Jaunisse [1.54, 1.8]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31