Teny iditra nenibe
Singan-teny neny ; be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny renin' ny ray na ny renin' ny reny niteraka ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Grandmother [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Grand-mère [1.8]
Ohatra 
1Marina fa mbola velona i nenibe. [2.270]
2Misaotra ry Nenibe, eny nenibeko satria nitaiza ny zanako. [2.895]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : nenibe, nenibeko, nenibenao, nenibeny, nenibenay, nenibentsika, nenibenareo, neniben', neniben-, nenibem-
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12