Teny iditra | mpanentana (entana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny olona natao hitarika ny fivavahana na ny hira any am-piangonana [1.1] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Fivaditsoratra | mpanantena, mpanentana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |