Teny iditra moana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona tsy afaka miteny, tsy mamoa-peo hiteny: Tsy moana hatrany an-kibon-dreniny akory izy fa nisy loza tampoka nahazo azy ka veriny tamin' izay ny fitenenana
Tsy mamaly, tsy miteny tsy mivolana: Nanontaniana izy, nefa tsy niloa-peo fa moana fotsiny tao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Mute; dumb, unable to speak [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Muet [1.8]
 Silencieux [1.196]
Ohatra 
1Moana io vehivavy io. [2.606]
2sady moana no marenina aho! [2.270]
3Nony tsy nifankahazo dia nanao baiko moana aho. [2.643]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra moana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Non retrouvé. Voir hazomoana. [1.196]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30