Teny iditra mihoaka (hoaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa
Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Faire des efforts pour vomir [1.54]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihoaka
Ny lasa : nihoaka
Ny hoavy : hihoaka
Tovy hevitra mihoakoaka
Mpanahaka  dimpoana ~ fenofeno ~ maivivy ~ maloiloy ~ manamonaina ~ masinaty ~ misalebolebo ~ misalembona ~ misalobona ~ misolebileby ~ salontsolonina ~ salosonina ~ ta-handoa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20