Teny iditra martsa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Volana fahatelo amin' ny taona araka ny fanisana andro vahiny antsoina hoe kalandrie; 31 ny isan' ny andro amin' ny volana Marsa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy March [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Mars [3.1]
Voambolana 
Tovy hevitra marsa
Ny fihaviany Anglisy: March.
Tsanganana sy sary iray takila Fizaran' andro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31