Teny iditra |
mangotsoka
(hotsoka)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsoka ny tongotro izany Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To ache, as a boil or rheumatism [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Avoir des douleurs sourdes, comme un rhumatisme [1.8]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mangotsoka |
Ny lasa : |
nangotsoka |
Ny hoavy : |
hangotsoka |
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
mangotsoka
(hotsoka)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny frantsay | Sentir vivement sa déception ( gaina)
[1.54]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mangotsoka |
Ny lasa : |
nangotsoka |
Ny hoavy : |
hangotsoka |
|
|