Teny iditra mandrosarosa (rosarosa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandrandram-bolo atao mikirazorazo manodidina ny loha [1.1]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrosarosa
Ny lasa : nandrosarosa
Ny hoavy : handrosarosa
Filaza mandidy : mandrosarosà

Teny iditra mandrosarosà (rosarosa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrosarosa [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31