Teny iditra | mandranorano (ranorano) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Misy rano mivoaka, mitera-drano: Mbola mandranorano itỳ ferinao [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Waterish, purulent. [1.2] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Tovy hevitra | maranorano ~ mitsiranorano | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |