Teny iditra manaramody
Singan-teny manaraka ; mody
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanafody manaraka ilay asiany ary mamono azy amin' ny farany [1.1]
Ohatra ny haroka àty, ny tendry hatoka, ny tsongo dia raodia, ny manaramody, ny fehy tratra, ny vorika, ny voankanina, ny tadilava, ny vahimaika, ny mampandry, ny lahianio, ny ody fitia. [2.508]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17