Teny iditra |
manapitsoka
(pitsoka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manala (taolana) amin' ny toerany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To dislocate a joint [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Faire une entorse [1.8]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manapitsoka |
Ny lasa : |
nanapitsoka |
Ny hoavy : |
hanapitsoka |
Filaza mandidy : |
manapitsoha |
|
|
Teny iditra |
manapitsoka
(pitsoka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mamoha varavarana an-terisetra tsy misy fanalahidy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To pick a lock [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Crocheter une serrure [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manapitsoka |
Ny lasa : |
nanapitsoka |
Ny hoavy : |
hanapitsoka |
Filaza mandidy : |
manapitsoha |
|
|