Teny iditra mamatonalina
Singan-teny mamatona ; alina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Misasak' alina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Midnight, nighttime [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Minuit, la nuit [1.8]
 [ mamatona alina ] Au milieu de la nuit, à minuit [2.415]
Ohatra 
1Mamatonalina, sa efa hadiva haraina? [2.529]
2Tsy sahy niaka-bohitra tamin' ny mamatonalina anefa fa niandry ny andro ho maraina. [2.643]
Voambolana 
Tovy hevitra misasakalina

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16