Teny iditra | lanitra | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny habakabaka (amin' ny fiteny andavanandro): Manga ny lanitra androany (amin' ny fiteny ara-pinoana kosa) Ilay fonenana soa ahitan' ny olon-tsambatra an' Andriamanitra: Safononoka ny hasambarana any an-danitra [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | The sky [Mal. langit] [1.2] | ||||
The sky Heaven [1.7] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | Le ciel, le firmament [1.3, 1.8] | ||||
La région éthérée [1.3] | |||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Haikintana ~ Fivavahana, finoana | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Anaran-toerana |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny lanitra io | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: lanitra ao amin' ny Baiboly | ||||
Teny iditra | lanitra | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Le souverain [1.3] | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |