Teny iditra | lamesa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanompoam-pivavahana katolika izay isoronana ny vatana sy ny ran' i Jesoa-Kristy Tompo ao anatin' ny endriky ny mofo sy ny divay [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A mass. A word introduced and used by the French Roman Catholics [1.2] | |
A mass; a chanted liturgical service [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | La messe [1.8] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Ny fihaviany | Frantsay: la messe. | |
Fivaditsoratra | lamesa, salema |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |