Teny iditra konfesy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (Fivavahana katolika) Filazana ny fahotana amin' ny pretra mba hahazoana ny famotsorana. (Ny konfesy dia miompana amin' ilay tenin' i Kristy tamin' ny Apostoly manao hoe: "Raiso ny Fanahy Masina, ny fahotana izay havelanareo dia ho vota vela, ary izay hotananareo dia ho voatana" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Confession to a priest [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Confession [1.3]
 Confesse, la confesse [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Ny fihaviany Frantsay: confesse.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31