Teny iditra | kohaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka, na any amin' ny lalan-drivotra [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A cough [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Toux [1.54, 1.8] | |||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Voambolana | Fahasalamana ~ Feo | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/02 |