Teny iditra |
kitso
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra marani-doha [1.1]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
kitso
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fivoahan' ny tsinaim-body (aretina) [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Hémorroïdes [1.54]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
kitso
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny ilazana ny vava fivalanana raha toa ka tsy tiana hivantana ny fitenenana fa miresaka amin' olom-pady [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Clitoris [1.13]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
kitso
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Sentier des sangliers en forêt. [1.19]
|
|
Teny iditra |
kitso
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Famaram-bary [1.78]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
kitso
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Totozy [1.78]
|
Anaram-biby |
|
|