Teny iditra kiore
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Pretra mitondra paroasy na zana-piangonana maromaro; ny lefiny dia antsoina hoe vikera (Fivavahana katolika) [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: curé.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31