Teny iditra |
kiky
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fikaohana mba hampahanify, fanadiovana mba hanalana ireo miraikidraikitra amin-javatra diovina [1.1]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
kiky
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
tazo
[1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
kiky
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
kitro
[1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
kiky
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Karazam-biby dia [1.78]
|
|
Teny iditra |
kiky
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Nom d'une espèce de poisson. [1.19]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
kiky
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
(au sens général : déchets de ratissage, raclures ; comparer au malais kikis : copeaux rejetés par le rabot). Nom donné à une Graminée :
Sporobolus subtilis Kunth (Poaceae), généralement considérée comme sans utilité.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Sporobolus subtilis |
Voambolana |
|