Teny iditra | katolo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Anaram-borona izay mahatonga loza mampifindra fonenana, hono, ny volony raha miboha ao an-trano [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: vorona ~ Fivavahana, finoana | |
Fivaditsoratra | katolo, tokalo, toloka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |