Teny iditra katesizy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (Fivavahana katolika) Fampianarana ny fotopototry ny finoana kristianina. Boky kely misy ny fotopototry ny fampianarana sy fitsipi-pitondran-tena kristianina [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: catéchisme.
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31