Teny iditra jobonina (jobona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Fantenana, fidina: olona notsongaina tao anatin' ny zato ianao, nojobonina tao anatin' ny arivo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : jobonina, joboniko, joboninao, joboniny, jobonintsika, joboninay, joboninareo, jobonin', jobonin-, jobonim-, joboni-
Ny lasa : nojobonina, nojoboniko, nojoboninao, nojoboniny, nojobonintsika, nojoboninay, nojoboninareo, nojobonin', nojobonin-, nojobonim-, nojoboni-
Ny hoavy : hojobonina, hojoboniko, hojoboninao, hojoboniny, hojobonintsika, hojoboninay, hojoboninareo, hojobonin', hojobonin-, hojobonim-, hojoboni-
Filaza mandidy : jobony

Teny iditra joboñina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Varices. [1.19]
Voambolana 
Tovy hevitra jobonona

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05