Teny iditra jobily
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitsingerenan' ny faha-50 taonan' ny mariazy, na faha-50 taona nanaovana raharaha iray, naharetana amin' ny asa iray [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: jubilé.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31