Teny iditra janoary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Volana voalohany amin' ny taona araka ny fanisanandro vahiny antsoina hoe kalandrie; iraika amby telopolo no isan' ny andro amin' ny volana Janoary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy January [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Janvier [3.1]
Voambolana 
Tovy hevitra zanvie
Ny fihaviany Anglisy: January.
Tsanganana sy sary iray takila Fizaran' andro

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15