Teny iditra hafitoana (fito)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mandritra ny fito andro: Naharitra hafitoana ilay orana tamin' ny tapa-bolana
Halavam-potoana fito andro: Rehefa afaka ny hafitoana hiverina izahay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Seven days. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Sept jours [1.3]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20