Teny iditra | godro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Aretim-pamavany mitsakotsako sy manaintaina vokatry ny fahanterana na ny halemen' ny hozatra, ka ny lohalika no mazàna voany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Maladie violente avec fièvre. [1.19] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Tovy hevitra | gaotra | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |