Teny iditra | foizina (fo) | ||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mora tezitra aoka izany, kitokitoina [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [fo, the heart.] Crabby, sour, easily provoked, morose, impatient. [1.2] | ||||||||
Short-tempered [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Enclin à la colère [1.8] | ||||||||
Teny iditra | foizina (foy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao izay hahavakian' ny atody misy azy Potsirina, vonoina: Foizo io hao io [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be suppurated, as a boil. [1.2] | ||||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | fizoina, foizina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |