Teny iditra faharomotana (romotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy The rabies [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La rage des chiens [1.8]
Voambolana 

Teny iditra faharomotana (romotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amim-pisafoahana izay sendra azy
Fisafoahana, fisamontitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Uncontrolled anger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fureur [1.8]
Ohatra ny sitrapo vesaran' ny tsiny sy ny heloka ka tonga malemy tsy mahahetsi-tena raha tsy idiran' ny demonian' ny fahatezerana sy ny fankahalana mbamin' ny faharomotana; [2.285]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12