Teny iditra | eskomonie | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr. excommunion] Teny enti-milaza ny katolika noroahin' ny Eglizy noho ny heloka bevava vitany [1.1] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Ny fihaviany | Frantsay: excommunion. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |