Teny iditra didy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fizarazarana zavatra mivaingana amin' ny zava-maranitra toy ny antsy; rasa, tetika, kapa: Ataovy didy sompirana ny hena
Fanapahana lamba hanaovana akanjo: Tsy tiako itỳ didy akanjonao ity
Lalàna, fitsipika, baiko: Toy izao ny didin' ny fikambananay ka asa raha hiditra ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A cut
A command [1.2, 1.7]
 An order, a law, a will. [Mal. litah] lily is used for this in the provinces [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Coupe, incision
Commandement [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra didy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretina mpahazo ny maso izay mahatonga ny hodimaso hiraikitra ka tsy afa-mihiratra tsara: Indroa andro izao no didy ny mason' Ibalita kely
Aretina mpahazo ny tongotra, izay mampisy tataka kely amin' ny elanelan' ny rantsana; ny tena ilazana io aretina io anefa dia hoe didintsokina [1.1]
Voambolana 

Teny iditra didy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] mamo [1.78]
Sampanteny 

Teny iditra Didy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -18.1166667, 48.5333333

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/26