Teny iditra beriberia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. béribéri] Aretina mahatonga reraka sy malemy ary manirano eo amin' ny ranjo, vokatry ny tsy fisian' ny vitamina [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: béribéri.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31