Teny iditra | bebe (be) | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | (Enti-milaza fihalefahan-kevitra) Tsy dia be loatra: Bebe ihany ny trondro azony [1.1] | |||
Kamban-teny |
| |||
Teny iditra | bebe | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] renibe [1.78] | |||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |||
Tovy hevitra | bibe | |||
Teny iditra | bébé | |||
Sokajin-teny | anarana (lahy) | |||
Fanazavàna teny frantsay | zazakely [1.9, 1.66] | |||
Zaza vao teraka [1.66] | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |