Teny iditra atodintazo
Singan-teny atody ; tazo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivontosan' ny ary, izay hita mibontsina eo amin' ny faritra an-kavia amin' ny kibo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An enlarged spleen, arising from frequent attacks of fever. [1.2]
 [ atodin-tazo ] An enlarged spleen, thought to be caused by malaria [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [ atodin-tazo ] Hypertrophie de la rate, considérée comme suite de la fièvre [1.8]
 [ atodin-tazo ] Hypertrophie de la rate (fièvre) [1.5]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15