Teny iditra | asarabe (asara, be) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka, Sihanaka] Anaram-bolana fahafolo amin'ny taona [1.78] | |
Fanazavàna teny anglisy | [be, great.] A provincial name for one of the months. [1.2] | |
Voambolana | Fotoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |