Teny iditra arsidiosezy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (Fivavahana katolika) Fitantanana diosezy maromaro na vitsivitsy mifanakaiky; ny eveka eo amin' ny renivohitry ny arsidiosezy dia antsoina hoe arseveka [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: archidiocèse.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31