Teny iditra aody
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Fanafody, sampy, mosavy [1.78]
  [Sihanaka] Fanafody [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Talisman, remède. [1.19]
  [Betsileo, Betsimisaraka] (équivalent de ody : merina) Nom général des remèdes. Aody fandolofana : remèdes contre la syphilis secondaire ; surtout administrés aux femmes pour prévenir les avortements d'origine syphilitique. [1.196]
Voambolana 
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Teny iditra aody (ody)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aodina [fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31