Teny iditra anôfela
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karaza-moka mahatonga ny tazo amin' ny fampidirany mikraoby hematozoera ao anatin' ny ran' izay voakaikiny [1.1]
 Moka vavy mitondra tazo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Anophèle [1.13]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: anophèle.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31