Teny iditra antoandro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny fotoan' andro aorian' ny maraina ka hatramin' ny mitataovovonana (hatreo amin' ny 8 ka hatramin' ny 12 ora): Mifohaza, rankizy, fa efa antoandro ny andro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Full day, broad daylight. [1.2]
 Full daylight, the daytime [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le grand jour [1.3, 1.8, 1.6]
 Midi [1.6]
 Le plein jour, de sept heures du matin à cinq heures du soir, mais surtout de huit heures du matin à midi [2.415]
Ohatra 
1ny tokony ho atoandro nosoratantsika antoandro [2.285]
2Izany hoe: ny roa lahy miasa antoandro, ny roa lahy miasa alina [2.471]
3Efa antoandro be ny andro, nefa tsy mbola nisy zavatra reny ihany sady tsy nisy fiantsoana [2.324]
4Rehefa vita ny sakafo atoandro dia samy nihevitra ny hiala sasatra avokoa, satria nikasa ny handry ta [2.2588]
5Indray alahady atoandro, miaramila anankiray amin' ireo hafa mpiresaka tamin' izy telo lahy ary avy ao Antananarivo no nanasa azy ho any an-tranon-dray aman-dreniny [2.472]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  antoandrobe ~ antoandrobenanahary
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/10/15