Teny iditra angaboribory
Singan-teny anga- (angatra) ; boribory
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' angatra mahatonga hampihantona ny fivalanan-drano sy ny fivalanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [boribory, round.] Suppression of urine, ischury. [1.2]
Ohatra Ho an'ny angaboribory, ampiasao ny iray amin'ireto: ceftriaxone, tsindrona 125 mg. [2.424]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09