Teny iditra | andriamparany | |
Singan-teny | andriana ; fara | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny fanajana ilazana ny zanakalahy farany, ny faralahy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The name of the youngest son of a family. [1.2] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana ~ Teny fanajana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16 |