Teny iditra | amiba | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazana mikraoby bibikely, mivelona ao anaty rano maloto, ka miteraka ny aretina atao hoe fivalanandra amibianina raha tafiditra any anatin' ny tena [1.1] | |
Kazaram-biby tokan-tsela miaina ao anaty rano [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Amibe [1.13] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Ny fihaviany | Frantsay: amibe. | |
Fivaditsoratra | ambay, ambia, amiba |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |