Teny iditra afobe
Singan-teny afo ; be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A children's game, but not with fire. [1.2]
Voambolana 

Teny iditra afobe
Singan-teny afo ; be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (Fia. krist.) Toerana tsy ahitan' ny ratsy fanahy an' Andriamanitra mandrakizay amin' ny fiainana any ankoatra itỳ fiainana itỳ ary heverina fa ijaliany amin' ny afo be tsy mety maty
Toerana ijaliana sy iferetana aina izaitsizy: Afobe ny fanambadiana tsy misy fitiavana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Enfer [1.3]
Ohatra 
1Toa afobe sahady izao fiainantsika izao, ry Neny ô. [2.470]
2Aty aoriana vao ho fantatray fa maty tao amin' ny kalesimbin' afoben' i Moramanga i Dadafara. [2.472]
3Ary hianao, ry Kafarnaoma izay misondrotra hanakatra ny lanitra dia haetry hatrany amin'ny afobe hianao. [2.996]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : afobe, afoben'

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08